• Alarobia 13 Desambra 2017
Politique.Fanambin-dRavalomanana “Hiasa avo 10 heny noho ny efa vitako aho”

Tsy mila resabe isika fa mila asa, hoy ny filoham-pirenena teo aloha no sady filohan’ny antoko Tiako i Madagasikara, Marc Ravalomanana omaly raha nandray fitenenana nandritry ny fankalazana ny faha 68 taona nahaterahany tetsy amin’ny Magro Tanjombato.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Desambra 2017
Politique.Kabarin’i Marc Ravalomanana teny amin’ny Magro Tanjombato Hoy izy ireo :

Rakotomandimby Jean Pierre (Ben’ny tanànan’i Soanindrariny Antsirabe II) “Tena ilain’ny firenena ireny tenin’ny filoha Ravalomanana rehetra teo ireny ary hombako manana ny fitsipika tokony hitondrana ny firenena ka iainana miainga avy any ambony mipaka aty amin’ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Desambra 2017
Politique.Fampihavanam-pirenena Tsy mahomby noho ny politikan’ny ady seza…

Olana polika no antony tsy mampahomby ny fampihavanam-pirenena, araka ny fakan-kevitra tamin’ny mpitandrina Roger Randriamorasata. Ny zava-nisy dia nampidirana ny politika politisianina: fitadiavan-tseza, fitadiavan-toerana, fanilihana ny hafa,… ilay fampihavanam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Desambra 2017
Politique.Vahoaka Malagasy Manantena an’i Dada

Nahatonga solontena hanotrona ny faha 68 taonan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana teny Tanjombato avokoa omaly ny solontenan’ireo faritra 22 eto Madagasikara. Nitamberina omaly indray ny hafanam-pon’ireo malagasy niandrandra fiovana tamin’ny taona 2009. Mbola manantena an’i Dada ny vahoaka malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Desambra 2017
Politique.Lalàm-pifidianana “Tsy voadiniky ny parlemanta amin’ity taona ity intsony”

Tsy mbola tonga eny amin’ny antenimierandoholona hatry ny omaly 12 desambra ny volavolan-dalàna momba ny lalàm-pifidianana avy any amin’ny governemanta, ary tsy mbola am-pelatanan’ireo depiote

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Desambra 2017
Politique.Fetison Andrianirina “Eo amin’ny fahefana vao tena afaka manao zavatra”

Anjara asan’ny eo amin’ny fitondrana ny mitady ny vahaolana hapetraka eo amin’ny firenena, hoy Filohan’ny Antoko RDS (Roso ho amin’ny Demokrasia Sosialy), Fetison Andrianirina tamin’ny fakan-kevitra natao taminy manoloana ny fahasahiranam-bahoaka ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT