• Sabotsy 16 Desambra 2017
Politique.Jean Max Rakotomamonjy « Tsy kandidà filoha izany aho »

Tsy mbola nieritreritra ny ho kandidà filoham-pirenena amin’ny 2018 aho, hoy ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Jean Max Rakotomamonjy, omaly, teny Tsimbazaza raha nanontanian’ny mpanao gazety tamin’ny feo niely tato ho ato izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Desambra 2017
Politique.Andron’ny Parlemantera tetsy Anosikely Nikorontana tanteraka

Samy manana ny fomba fiheviny sy fiasany tokoa ireo olom-boafidy sy olom-boatendry eto amintsika. Raha nanatanteraka ny « Journée des Parlemantaires » tetsy amin’ny Lapan’Anosikely omaly alakamisy 14 desambra ireo senatera sy solombavambahoakan’i Madagasikara manatanteraka ny fivoriana ara-potoanany avy ankehitriny ka nandinika niaraka ny lohahevitra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Desambra 2017
Politique.Fitondrana HVM Te hifehy mafy ny serasera

Mazava tsara ny tenin’ny minisitry ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana Harry Laurent Rahajason omaly fa ny fitsarana no hanapa-kevitra farany momba ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Desambra 2017
Politique.AREMA –Fifidianana 2018 I Deba ihany no ho kandida ?

Tao anatin’ny lanonana tsotra dia tsotra famaranana ny taom-piasana ho an’ny taona 2017 notarihan’ny sekretera nasionaliny,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Desambra 2017
Politique.Solonandrasana sy Jean Max R Manahiran-tsaina ny filoham-pirenena

Raikitra ny fifanolanana sy ny fifandrahonana any an-dapa amin’izao fotoana. Antony ny fikatsahan’ny HVM handamina ny kajy politikany amin’ny alalan’ny fanoloana tompon’andraikitra ambony eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Desambra 2017
Politique.Kandidà ben’ny tanàna lasa mpanolotsaina Manakorontana fotsiny

Tonga saina tampoka ve sa tena efa nisaina ela izany tokoa ny praiminisitra sady minisitry ny atitany,

Hamaky ny tohiny
FTT