• Alakamisy 28 Desambra 2017
Politique.PM Mahafaly Olivier Hidoka tena …

Telo andro sisa dia hivalona tanteraka ny taona 2017. Sambany teo amin’ny tantara maha praiminisitra azy ny lehiben’ny governemanta,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Desambra 2017
Politique.Dr Emile Ratefinanahary Ndao hiara-kientana hanova ny mpitondra !

Hivalona afaka telo andro ny 2017. Nisy ny tafa fohy nifanaovana tamin’i Dr Emile Ratefinanahary Mpandrindra Nasionalin'ny OHT (Olona Hasin’ny Tany) nakana ny heviny momba ny raharaham-pirenena ankapobeny ho an’ity taona hifarana ity sy ny tomban’ny taona ho avy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Desambra 2017
Politique.Ratiharison Jean Navandahy «Filoham-pirenena manana vina no mendrika antsika»

Nanambara tamin’ny ankapobeny ny tomban’ezaka vitan’ny fikambanana Za’gasy sahy mandroso ny filohany, Ratiharison Jean Navandahy ary nilaza fa afa-po tamin’ny zava-bita satria naneho ny maha olom-pirenena azy ireo hatrany ny mpikambana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Hatao veloma amin’ny 5 janoary

Hotanterahina ny zoma 5 janoary 2018 ny Asaramanitra na lanonana fifampiarahabana fanaon’ny andrimpanjakana eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara isaky ny fiandohan’ny taona. Manodidina ny 1200 any ny vahiny nasaina amin’io,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Politique.Lalam-pifidianana Eny Tsimbazaza amin’ny 9 janoary

Raha tsy misy ny fiovana dia hiatrika fivoriana tsy ara-potoana ireo solombavambahoaka sy loholon’i Madagasikara manomboka amin’ny talata 9 janoary 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Politique.Fitondran-Rajaonarimampianina Lany andro maka tahaka

Mpaka tahaka ! Nanamarika ity fitondrana Rajaonarimampianina ity izany. Ny andro voalohan’ny fitondrany dia nahoraka sady nigagam-bahoaka ilay kabary natao nipoapoaka teo Mahamasina ny 25 janoary 2014,

Hamaky ny tohiny
FTT