• Sabotsy 23 Desambra 2017
Politique.Beriziky kandidan’ny UNDD Manana ny heviny i Manoro Régis

Nitondra fanazavana mikasika ny feo re sy ny resaka mandeha fa ny praiminisitry ny tetezamita iraisana, Jean Omer Beriziky no kandida tohanan’ny antoko UNDD (Union Nationale Pour le Développement et la Démocratie) amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy, ny Sekretera jeneralin’ny antoko Manoro Régis.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Desambra 2017
Politique.Ankorondrano Lasa “Gymnase”an’ny HVM koa ?

Lasa fananan’ny HVM angaha ny kianja mitafon’Ankorondrano ? Izay no fanontanian’ny maro manoloana ny zava-nitranga omaly teny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Desambra 2017
Politique.Fitondrana HVM Mandrora mitsilany

Nandrorona tanteraka ny firenena malagasy nandritra izay efa-taona nitondran’ny Hery Vaovao ho an’i Madagasikara (HVM) azy izay. Efa tsapa aloha fa ny fisian’ilay « Ni…Ni »

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Desambra 2017
Politique.Constant Raveloson Namaky bantsilana ny paipaikan’ny HVM

Elaela no tsy nahenoana ny fanehoan-kevitry ny mpanao politika, Constant Raveloson, mpikambana eo anivon’ny antoko MFM sy ny komity miaro ny fiainam-bahoaka KMFB.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Desambra 2017
Politique.Rivo Rakotovao « Enga anie … ! »

Nanatanteraka fihaonambe voalohany tamin’ireo birao ifoton’ny antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara na ny HVM isam-pokontany eto Analamanga tetsy amin’ny Gymnase Ankorondrano omaly ny filoha nasionalin’ny antoko,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Desambra 2017
Politique.Dr Jean Louis Robinson Nizara “kits scolaires” tany Ampasikely

Tafiditra amin’ny fanamarihana ny fetin’ny Noely. Anikizy miisa 564 mianadahy avy amin’ny ambaratonga fototra amin’ny sekolim-panjakana sy tsy miankina amin’ny fanjakana miampy ankizy 113

Hamaky ny tohiny
FTT