- Zoma 29 Desambra 2017
Politique.Praiministra Mahafaly Hisy fifidianana filoham-pirenena amin’ny 2018
Nanao tomban’ezaky ny zava-bitan’ny governemanta tarihany nandritra ity taona 2017 tetsy amin’ny DLC Anosy, omaly alakamisy 28 desambra ny praiministra Mahafaly Solonandrasana Olivier, raha nanasa ny mpanao gazety niara-nisakafo maraina taminy tao amin’io toerana io.
Hamaky ny tohiny
