- Talata 02 Janoary 2018
Politique.Ravalomanana, olon’i Afrika 2017 Tandindon’ny fifidianana 2018
Ny taona 2017 no tapitra hatreo, fa ny fifidianana izay ho olon’i Afrika 2017 na ilay antsoina hoe “ALM Person of the year 2017” karakarain’ny gazety boky African Leadership Magazine kosa mbola mitohy hatrany, ka ny 5 janoary amin’ny 2 ora tolakandro, ora any Centrafrique no hivoaka ny anaran’ireo lohalaharana tamin’ny fifidianana isaky ny sokajy tsirairay. Tsiahivina fa ny tontolon’ny haitarika ara-politika (Polytical Leadership) no misy ny Filoha Malagasy teo aloha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny
