• Alarobia 27 Desambra 2017
Politique.Fifidianana 2018 Didier Ratsiraka no kandidan’ny AREMA

Miomana amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy ny antoko politika samihafa misy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Politique.Vondrona MAPAR Tsy manaiky ny hikitihana ny lalàmpanorenana

Fantatra fa niezaka nampiantso an’ireo lohandohan’ny mpisorona mitarika ny vondrona antoko politika MAPAR teny amin’ny lapam-panjakana Mahazoarivo ny faramparan’ny herinandro lasa teo ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Malagasy am-perinasa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Desambra 2017
Politique.Marc Ravalomanana “Olon’i Afrika 2017” May volontratra ny HVM

Efa notaterina teto fa anisan’ireo olona enina voatsonga amin’ny fifaninanana “African of the Year 2017” na “Olon’i Afrika 2017” ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Desambra 2017
Politique.Dada 2018 Mazava ny lalana

Anisan’ireo Olon’i Afrika 2017 i prezidà Marc Ravalomanana araka ny filazan’ny gazety boky African Leadership Magazine.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Desambra 2017
Politique.“Autobus intelligent” Hiandrasana propagandy ?

Dia niesona indray aloha izany Antananarivo, raha nampanantenaina ireo “Autobus intelligent” nambara fa “hampivoatra tanteraka ny tontolon'ny fitateram-bahoaka eto Madagasikara”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Desambra 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina In-16 nivoaka tany ivelany

Nateti-pivoaka ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina tamin’ity taona 2017 hivalona afaka dimy andro ity.

Hamaky ny tohiny
FTT