Politique

Dr Randriamiarisoa Joseph « Marary i Madagasikara »


  • Zoma 29 Desambra 2017

Nahitsy ny tenin’ny minisitry ny tontolo iainana sy ny ala tamin’ny tetezamita Dr Randriamiarisoa Joseph raha namintina ny fiainam-pirenena tamin’ity taona 2017 hadiva hivalona ity. « Marary i Madagasikara, malemy ny andrimpanjakana».


 Marefo avokoa ny rafitra rehetra fampianarana, fahasalamana, fandraharahana, hoy ity mpanao politika mpiara-dia tamin’ny Pr Zafy Albert ity. Vokatry ny tsy fahaiza-mitantana ny firenena, dia izao iaraha-miaina sy mahita izao ny vokany, hoy i Dr Randriamiarisoa Joseph : “tsy milamina ny tany, manjaka ny kolikoly sy ny fanodinkodinana samihafa, tsy mifampitoky ny samy Malagasy, santionan’izany ny miseho amin’ireny fitsaram-bahoaka ireny. Ny vahoaka tsy matoky ny mpitondra nefa io fifampitokisana io no fototry ny fampandrosoana”.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT