- Alarobia 03 Janoary 2018
Politique.Raharaha 7 febroary Atao fitaovana hanilihana kandida
Voizina mafy amin’izao fotoana izao ny raharaha 7 febroary 2009 nisian’ny fitifirana teny amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra nandritra ny fananihan-dapa notarihan’ny mpanongam-panjakana tamin’izany vahoaka teny an-toerana. Mbola baraingo hatramin’izao kosa ny tena marina ao ambadik’iny raharaha iny hoe: iza marina no fositra? Ny zavatra mahatalanjona voalohany indrindra dia ny hoe nahoana no tsy nisy na iray tamin’ireo nitarika ny fihetsiketsehana aza maty na naratra, kanefa izy ireo no lohalaharana?
Hamaky ny tohiny
