- Sabotsy 06 Janoary 2018
Politique.Didier Ratsiraka “Tsy ny fifidianana no mahamaika”
“Efa tsy nety hatrany am-piandohana io làlampanorenana io, ary tamin’ny taona 2010 no efa niteny aho hoe tsy mety io. Ataovy aloha ny fampihavanam-pirenena vao miroso amin’ny fifidianana, saingy tsy nisy nihaino, dia izao iarahantsika mahita izao”, hoy ny Filoham-pirenena Didier Ratsiraka nandritra ny lanonana fifampiarahabana tratry ny taona teny Iavoloha omaly. Efa nisy ny vaovao nivoaka momba ny haha kandinda filoham-pirenena azy amin’ity taona ity.
Hamaky ny tohiny
