• Talata 09 Janoary 2018
Politique.Vondrona G 5 Mangataka an-dRajaonarimampianina hirotsaka ho kandida

Mihetsika indray ny vondrona mpanao politika G 5 ahitana ny depiote isany Randrianasolo Jean Nicolas (Betroka), Razafimahatratra Abel (Manakara), Hanitriniaina Mamy Armand (Miandrivazo), Raherisoa Vololona Victorine ary i

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Janoary 2018
Politique.Nosakanana ny fihaonana tany Toliara Atahorana mafy Ravalomanana

Nohetraketrahina indray ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana raha nanao fitsidihana tany Toliara ny sabotsy lasa teo. Nisy andian’olona nokaramaina manokana hisakana ny fahatongavany tany an-toerana, tao amin’ny seranam-piaramanidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Janoary 2018
Politique.Fahaiza-mitarika ara-politika Mendrika indrindra aty Afrika i Ravalomanana

“Faly aho, tena faly fa nofidianareo ho olon'i Afrika 2017 amin’ny lafiny fitarihana politika. Fisaorana mitafotafo no atolotro ho anareo tsy an-kanavaka. Santatry ny fandresentsika sahady izao, homba antsika hatrany anie Andriamanitra”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Janoary 2018
Politique.Televiziona Malagasy TVM Ampiasaina hivoizana adim-poko ?

Nahasorena ny maro ny nahita ny fampahalalam-baovao navoakan’ny Televiziona Malagasy (TVM) halina. Niniana naparitaka sy novoizina ny vaovao nentina nandotoana sy nanaratsiana ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana, ka nilazana fa tsy nahafaly ny vahoaka tany Toliara ny fahatongavany tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Janoary 2018
Politique.Fisondrotan-karama Nanantena tsy misy ny fonksionera

Samy niandry fatratra ilay fanambaran’ny filoha mba mety hampitsiky na ny mpanatrika ny lanonana teny Iavoloha omaly na ireo nanara-baovao tamin’ny haino aman-jery tany an-trano na tao am-piasana. Inona akory no teo fa tsy nisy filazana na dia fehezanteny iray aza momba ny fampisondrotan-karama.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Janoary 2018
Politique.Fifanarahana ara-politika Tsy eken-dRajaonarimampianina

Tsy fananan’ny mpanao politika irery ary tsy fananan’ny mpanao politika na iza na iza i Madagasikara, ka hanaovany izay tiany hatao, hoy i Hery Rajaonarimampianina teny Iavoloha omaly. Nambarany fa ampy izay ny fiheverana fa ny fanankorontanana ny firenena no vahaolana.

Hamaky ny tohiny
FTT