• Alarobia 10 Janoary 2018
Politique.Marc Ravalomanana « Kandidan’ny Malagasy rehetra aho »

Mijoro hatrany ho kandidam-bahoaka, kandidan’ny fampihavanana, kandidan’ny fisokafana i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Janoary 2018
Politique.Minisitry ny fitsarana “Azo samborina tsara Ravalomanana”

Nikoropaka ny fanjakana, izay tsy niandry ela ka namoaka fanambarana tamin’ny alalan’ny minisitry ny fitsarana Rasolo Elise Alexandrine omaly momba ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Janoary 2018
Politique.Guy Rivo Randrianarisoa “Ny famoahana ny datim-pifidianana izao no mahamaika”

Raha nanontaniana amin’izay mety hiverenan’ireo depiote hiatrika ny fivoriana tsy ara-potoana handinihana ny lalàm-pifidianana hifehy an’ireo fifidianana hotanterahina amin’ity taona 2018 ity ny Kestora faha-3 an’ny Antenimieram-pirenena, ny depiote Guy Rivo Andrianarisoa omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Janoary 2018
Politique.Fanamarinana anarana anaty lisi-pifidianana Ala nenina farany ity volana ity

Hisy ny dinika iarahan’ireo sefom-pokontany eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny Kaomisionina momba ny fifidianana eny anivon’ny kaominina ary ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI rahampitso 11 janoary manomboka amin’ny 10 ora maraina eny amin’ny ENAM Androhibe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Janoary 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Nofantsihan’ny pasitera Mailhol

Anisan’ireo tsy tazana teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny pasitera Mailhol na André Christian Dieudonné nandritry ny lanonam-panjakana fifampiarahabana nahatratra ny taona farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Janoary 2018
Politique.“Gouvernement de combat” Minisitra 3 ampiadiana amin-dRavalomanana

Ankoatra an’i Rivo Rakotovao filohan’ny antenimierandoholona, dia minisitra miisa 3 ao anatin’ny governemanta no mihetraketraka mafy sy mamaky ady amin’i Marc Ravalomanana dia ny minisitry ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana Harry Laurent Rahajason, ny minisitry ny indostria Tazafy Armand, ny minisitry ny jono sy ny harena an-dranomasina Gilbert François.

Hamaky ny tohiny
FTT