- Alakamisy 11 Janoary 2018
Politique.Fisamborana an-dRavalomanana Hanaratsy endrika tanteraka ny fitondrana
Nahoraka be omaly hariva sy hatramin’ny alina fa ho avy ny fisamborana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Raha nanontaniana momba izany ny tenany nandritra ny fanadiovana niarahany tamin’ny kaominina teny Soanierana dia nanao sarinteny sy sangisangy hoe :
Hamaky ny tohiny
