- Alarobia 14 Febroary 2018
Politique.Marc Ravalomanana “Mifanatona amin’ny rehetra aho”
Tontosa teny amin’ny Hotely Carlton Anosy omaly rtalata 13 febroary ny fifampiarahabana nahatratra ny taona eo amin’ny antoko politika maro samy manana ny hetahetany momba ny fifidianana ho avy, anisan’ny nanatrika tao i Marc Ravalomanana. Fifidianana mirindra sy milamina hahafahan’ny besinimaro mandray anjara no andrandraina, raha ny fanehoan-keviny.
Hamaky ny tohiny
