• Alatsinainy 19 Febroary 2018
Politique.Riana Andriamandavy VII Tsy dia mafana fo amin’ny HVM intsony

10 taona lasa izay ! Nafana fo teo anivon’ny tanoran’ny antoko Tiako I Madagasikara teo anilan-dry Mamy Mamonjy Raharinavalona, izay mbola TIM hatramin’izao, sy Vy Vato Rakotovao (lasa Mapar) mihitsy izany Riana Andriamandavy VII izany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Febroary 2018
Politique.Henry Rabary-Njaka “Efa mipetraka ny fototry ny fampandrosoana… ”

Tafiditra ao anatin`ny fampandrosoana ny lafiny ara-toekarena, ara-tsosialy ary koa ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny hifandraisany amin`ny diplomasia politika sy mitodika ara-toekarena, ny toeran`i Madagasikara eo amin`ny iraisam-pirenena. Fanontaniana manitikitika ny maro ireo ary nanasan`ny Gazety Tia Tanindrazana an`Atoa Rabary-Njaka Henry minisitry ny Raharaham-bahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Febroary 2018
Politique.Mialy Rajoelina Miditra lalina amin’ny politika

Tsy misy ny kisendrasendra amin’ny politika fa tsy maintsy miasa ny paikady isan-karazany. Hita amin’ny zavatra ataony sy ny fihetsiny fa manomana ny fiverenany eo amin’ny tontolo politika i Andry Rajoelina, efa mazava ny amin’iny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Febroary 2018
Politique.Miongotra ireo mpitondra be vinany aty Afrika Ho avy ny an-dRajao raha tsy manaja tena

Mitsoka ny rivo-panovana aty Afrika, ka miongotra tsikelikely amin’ny toerany ny mpitondra be vinany sy manaotao foana. Porofo mivaingana ny nahazo an’i Robert Mugabe filohan’i Zimbabwe teo aloha, izay voatery niala teo amin’ny fahefana ny 21 novambra 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Febroary 2018
Politique.Herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro Vahaolana amin’ny fidangan’ny jiro

Efa manomboka maro ny liana sy manjifa ireny plaque solaire na herinaratra avy amin’ny masoandro ireny eto Madagasikara ary tsy saro-tadiavina fa hita eny amin’ny tsena rehetra eny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Febroary 2018
Politique.Raha krizy amin’izao Ho avy ny tafiky ny firenena mikambana

Nanomboka ny 11 febroary hatramin’ny rahampitso ny fivahinianan’ireo iraky ny vondrona Afrikanina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT