- Alatsinainy 12 Febroary 2018
Politique.Ben’ny tanànan’i Vakinankaratra Nosasana atidoha teny Iavoloha
An-jatony ireo ben’ny tanàna avy ao Vakinankaratra noraisin’ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina tetsy Iavoloha ny sabotsy teo. Dinika mikasika ny fampandrosoana isam-paritra moa no nifanaovana teny an-toerana, raha ny fampitam-baovao.
Hamaky ny tohiny