- Talata 13 Febroary 2018
Politique.Fahadisoan’ny tarehimarika sy tsipelina Fanombohana ny halatra amin’ny fifidianana !
Niteraka resabe ny fivoahan’ny sorabola midangana mikasika ny tsenam-panjakana tamin’ny taona 2016 nivoaka tao amin’ny tranonkalan’ny Sampandraharaha misahana izany dia ny ARMP. Voasoratra fa 158 261 323 819,40Ar ny filan’ny Hopitaly CHU ao Tambohobe Fianarantsoa, 7 186 000 000Ar vidina piesy sy saran’ny fikojakojana ny fiaran’ny DPSP ao amin’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka …
Hamaky ny tohiny
