- Zoma 16 Febroary 2018
Politique.Ny Rado Rafalimanana Nisoloky ny sarin-dRavalomanana
Asa na efa tafalatsaka loatra any amin’ny atifanahy ny halatahaka sy ny fizahozahoana fa dia nahagaga ny rehetra ny fahasahian’i Ny Rado Rafalimanana nanaparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera facebook ny sarin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny mpiara-miasa aminy tany Ambila Lemaitso ary notaingenany ny serasera metimety aminy manokana izany avy eo.
Hamaky ny tohiny
