- Alatsinainy 19 Febroary 2018
Politique.Andry Rajoelina Ny omaly tsy niova
Nandritra izay 4 taona izay, dia tsy nisy andro na dia iray aza tsy nieritreretako ny Malagasy sy i Madagasikara, hoy i Andry Rajoelina nandritra ny fampahafantarana an’ilay IEM (Initiative pour l’Emergence de Madagascar) tamin’ny fahitalavitra TV Plus sy Kolo TV halina.
Hamaky ny tohiny