• Alarobia 21 Febroary 2018
Politique.Rajao sy Rajoelina Samy mpamitaka

Mitohy ny lonilony eo amin’ny filoha ankehitriny Hery Rajaonarimampianina sy ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina. Maro no mametra-panontaniana hatramin’izao, inona marina no tena nampiady, ka nanilihan’ny HVM an-dRajoelina sy ny ekipany ?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Febroary 2018
Politique.Fifidianana sy raharaham-pirenena Mampiahiahy ny fihetsik’i Lafrantsa

Akaiky ny fifidianana ary fahita eto amintsika ny fidirana an-tsehatry ny firenen-dehibe amin’izany sy amin’ny raharaham-pirenena ankapobeny na mivantana na an-kolaka, io ilay antsoina hoe : “géopolitique”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Febroary 2018
Politique.Vina politika akaiky fifidianana Santatry ny fitadiavan-tseza

Saika namoaka boky niraketany izay noheverin’izy ireo ho vinany hatrany ireo filoham-pirenena nandalo teto Madagasikara, indrindra, rehefa akaiky fifidianana tahaka izao. Nanana ny « politikan’ny kibo » ny filoha Philibert Tsiranana raha nitondra tamin’ny taona 1958 ka hatramin’ny 1972.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
Politique.Antokon’ny fitondrana tany Tolagnaro Notambazana vary iray lovia ny olona

Nampideran’ny Antoko HVM ny vola aman-karena ananany ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2018 tany Tolagnaro ny faran’ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
Politique.Mpanohana ny fitondrana Mirona amin`ny fandotoana ny hafa ny seraserany

Tsy vitsy ny nanambara fa hirotsaka kandidà ho filoham-pirenena amin`izao taom-pifidianana izao ka efa nanentana ny mpikambana ao amin’ny antokony sy ny olom-pirenena. Tsy miafina amin’ny Malagasy rehetra fa anisan`ireo misongadina aloha ny antoko TIM, Mapar ary ny HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
Politique.Ady amin’ny kolikoly Lesona ho an’i Madagasikara ny nahazo an’i Zuma

Efa mananika ny 700 ny vesatra azo hanenjehan’ny fitsarana ny filoha Afrikanina Tatsimo teo aloha Jacob Zuma, ka nitarika tany amin’ny fametraham-pialany; tafiditra ao anatin’izany ny kolikoly isan-karazany.

Hamaky ny tohiny
FTT