Politique

Pasitera Mailhol “Hahita raharaha izay hihaona amiko amin’ny 2ème tour”


  • Alatsinainy 19 Febroary 2018

Tsy mihemotra ary tsy miverina intsony ilay maha kandidà ahy amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena ho avy amin’ity 2018 ity, hoy ny pasitera Mailhol mpitarika ny fiangonana Apokalypsy, raha nanontanian’ny mpanao gazety ny tenany omaly teny Antanimena.

Raha ny hevitro mikasika indray an’ilay tsy mbola fivoahan’ny daty sy lalàm-pifidianana hitondrana ny fifidianana dia politikan’ny mpitondra ankehitriny mikajikajy tetika hafa no tsy amoahany  an’io. Izaho anefa tsy matahotra ny politika rehetra misy fa « mission » avy any ambony no hotanterahako ka tsy misy « problème » izay paipaikady ataon’ny sasany any. Izaho no tena atahorana ka izay hanao 2è tour amiko eo dia hahita raharaha tokoa.

« Raha ny fijeriko ny fivoizana ny « emergence » etsy sy eroa indray dia hoy aho hoe : « Efa ela isika Malagasy no tokony ho « pays emmergent » fa ny olona tsy mba maka tahaka an’i pasitera Mailhol. Ny ahy mantsy dia ny ampahafolon’ny haren’ny firenena ihany no alaiko fa ny 90% kosa dia homena ny vahoaka avokoa fa ny an’izay nitondra teo dia mifamadika amin’izay ka ny ampahafolom-pananana fotsiny no mba hatolotra ny vahoaka fa ny 90 % azy ireo avokoa, hoy izy.

 

Ntsoav ina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT