• Zoma 23 Febroary 2018
Politique.Kandida ho filoha Tokony hamoaka vina avokoa, hoy ny antoko Maitso

Mikorontana ny tontolo politika ankehitriny. Tsy fantatra intsony hoe iza no manohana an’iza, hoy ny filohan’ny antoko politika Maitso, Georget Alexandre, raha naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny zava-misy ankehitriny teny amin’ny biraony eny Ambohitsoa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Febroary 2018
Politique.Lalàna mifehy ny antoko politika Fototry ny olana eto Madagasikara

Hatramin’izay mihitsy no tsy mety nazava ary toy ireny niniana tsy nazavaina ireny ny lalàna mifehy ny antoko politika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Febroary 2018
Politique.Fitondrana HVM Nanaiky fitsirihana sy fitrandrahana solika maro be

Amin’ireo Blocs pétroliers 100 eny amin’ny ranomasina izay ananantsika dia 40 amin’ireo no nanaovana « appel d’offres » amin’ity taona 2018 ity. Ny 36 kosa efa namoahana didim-panjakana ny amin’ny fanomezan-dalana hitrandraka azy tamin’ny alalan’ny OMNIS ny taona 2017 ka anisan’izany Mahajanga avaratra sy atsimo, Cap Saint André ary Ampasindava.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Febroary 2018
Politique.Fampandrosoana ara-toekarena Manadala ny Malagasy Rajoelina

Mbola mahatonga adihevitra eny rehetra eny ilay vina Initiative Emergence Madagascar nataon’ingahy Andry Rajoelina hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Febroary 2018
Politique.Datim-pifidianana Valy boraingina hatrany ny an’ny mpitondra

Ny minisitry ny asam-panjakana sy ny asa ary ny lalàna sosialy Maharante Jean de Dieu no nilaza halina fa antsoina hivory tsy ara-potoana manomboka ny alatsinainy 26 febroary ho avy izao ny solombavambahoaka sy ny loholona mba handinika ireo lalàna fehizoro 3 momba ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Febroary 2018
Politique.Fahotan-dRajoelina Tsy vitana fifomponana kely, hoy i Jean Louis Rakotoamboa

Variana ny tenako fa toy ireny olona tena nahay nitantana sy tsy nihoson-dra tanana ireny ny filohan’ny tetezamita teo aloha, Andry Rajoelina, hoy ny filohan’ny antoko Teza,

Hamaky ny tohiny
FTT