- Zoma 02 Martsa 2018
Politique.Isan’ny mpifidy Mila mazava tsara, hoy ny manampahaizana
Ny taona 1993 no nisy fanisam-bahoaka farany, raha ny fanazavan’ny manampahaizana momba ny antontan’isa sy ny mponina, Tarzan Ndremitsara.
Hamaky ny tohinyNy taona 1993 no nisy fanisam-bahoaka farany, raha ny fanazavan’ny manampahaizana momba ny antontan’isa sy ny mponina, Tarzan Ndremitsara.
Hamaky ny tohinyHamerina ny hasin’ny maha olona fa tsy ny vahoaka Atoa Raharimanana Mamy, kandida hilatsaka hofidiana ho filoham-pirenena amin’ity taona 2018 ity.
Hamaky ny tohinyAntomotra ny propagandy ary efa nohamafisina tamin’ny alalan’ny volavolan-dalàna misahana ny fifidianana ny fanaraha-maso hentitra ny resaka fampiasam-bolan’ny kandida. Azo antoka fa tsy hisy fanovana firy, toy ny efa fanao mahazatra ny volavolan-dalàna hatolotra.
Hamaky ny tohinyAnjaran’ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra (MPTDN) indray omaly no nanatontosa ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasany amin’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI tetsy Alarobia.
Hamaky ny tohinyMivoitra ao anatin’ny lalàm-pifidianana ny fanakanana an-kolaka an’i Marc Ravalomanana tsy ho kandida filoham-pirenena. Tsy dia ny lalàna loatra, fa ny fanitrikitrihana efa nataon-dry Rivo Rakotovao efa hatry ny ela hoe:
Hamaky ny tohinyLany teo anivon’ny Antenimieram-pirenena tamin’ny fivoriambe azon’ny besinimaro natrehina, notarihan’ny Filohany, Jean Max Rakotomamonjy, ny fandaharam-potoana iasany manomboka ny alatsinainy 26 febroary 2018 ka hatramin’ny 5 martsa 2018.
Hamaky ny tohiny