- Alarobia 28 Febroary 2018
Politique.Hetra sy raharaham-pitsarana Hovizanina tanteraka Ravalomanana
Manahiran-tsaina ny mpitondra ankehitriny sy ireo mety ho mpifanandrina aminy i Marc Ravalomanana amin’ny fifidianana. Sarimihetsika fotsiny ny resaka gafigafy atao amin’ny hafa fa ny zava-misy rehetra kosa dia maneho fa i Marc Ravalomanana sy ny antoko TIM aloha no tena laharam-pahamehana ny famotehana azy.
Hamaky ny tohiny
