• Alatsinainy 05 Martsa 2018
Politique.Mpitondra malagasy Mamono hasina ny vahoaka

Fanindroany izao, tao anatin’ny 2 taona, no nisy vaovao mikasika an’i Madagasikara sy ny vahoaka ao aminy ka ny tany andafy no nahafantatra azy voalohany ary ny mpitondra antsika hatrany anefa no nilaza azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2018
Politique.Datim-pifidianana Niteniteny foana ny minisitra Rabary Njaka

Nitsako alohan’ny vazana ny minisitry ny raharaham-bahiny Malagasy Henri Rabary Njaka ka sahy nilaza tamin’ny fahitalavitra Frantsay TV5

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tsy arakaraky ny diplaoma azo ny asa vita

Toy ny tany Italie ny volana oktobra 2017 nahazoana ilay diploma “Honoris Causa” niteraka resabe, dia notoloran’ny oniversite Rudn any Rosia io mari-pahaizana io indray ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ny zoma 2 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2018
Politique.Fifampiarahaban’ny TIM Boriborintany faha-6 Notronin’ny filoha Marc Ravalomanana mivady

“Faly aho tena faly aho », hoy ny filoha Marc Ravalomanana tonga teny Ambodihady Ambohimanarina raha nanotrona sy nanatrika ny Fifampiarahabana noho ny taona vaovao 2018 ny Tiako i Madagasikara Ambohimanarina boriborintany faha-6 ny sabotsy 3 martsa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2018
Politique.Rajoelina sy ny IEM Ny mpandrava tsy mahay manangana

Antso ho an'ny mpiray tanindrazana mba hampitsaharana ny krizy sy ny disadisa izay mandrotika ny toekarena sy fiarahamonina Malagasy i Andry Rajoelina nandritra ny famoahaboasany ny Initiative Emergence Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2018
Politique.Fitondrana HVM Manjaka ny tsy fifampitokisana

Hita ho kaodikaody be ihany ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin’izao ankatoky ny fifidianana izao raha ny fihetsiny tato ho ato no jerena.

Hamaky ny tohiny
FTT