• Talata 27 Febroary 2018
Politique.Admistratera sivily Tokony hijanona manao ``contrôle de legalité`` fotsiny

Hafa noho ny hafa ity fitondrana iray ity. Tompondaka amin’ny fihetsiketsehana ivelany ary mihamazava ny paik’ady nametrahana ireo “ministres-coach” sy prefets misava ny lalana ho an’ny antoko HVM mba handresen-dahatra sy haka ny fon’ny mponina manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Febroary 2018
Politique.Fanamboaran-dàlana Talatamaty -Ivato Nangoron’entana ny Sinoa

Nangoron’entana ny sabotsy 24 febroary lasa teo ny orinasa sinoa nahazo ny tsenan’asam-panjakana hanamboatra ny lalana mihazo an’i Talatamaty, Ambohidratrimo sy Ivato iny, raha ny loharanom-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Febroary 2018
Politique.Depiote Nicolas Halatra ireny nataon’i Andry Rajoelina ireny ka tsy maharitra

Na dia be aza no tokony hamaly an’ireny tenin’i Andry Rajoelina tamin’ny fahitalavitra amin’ireo tompon’andraiki-panjakana toy ny minisitra mpomba ny filoha Hery Rajaonarimampianina fa dia mahagaga fa ny tena ihany no tsy mahatsindry fo ka hamaly an’ireny fanambarana nataony ireny indray,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Febroary 2018
Politique.Andry Rajoelina Miezaka mafy mampivondrona ny ekipany

Nifampiarahaba sy nifampirary soa noho ny taom-baovao 2018 ny vondrona Mapar sy ireo mpiara-dia azy notarihan’ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Nirina Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Febroary 2018
Politique.Orinasan-dRajoelina Ahiana hanaradia ny AAA Tiko

Hita ho mailo dia mailo ny filohan’ny tetezamita teo aloha, Andry Rajoelina, raha ny fihetsiny sy ny firesany taorian’ny fiverenany teo amin’ny tontolo politika indray taorian’izay 4 taona nahanginany izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Febroary 2018
Politique.Lalàna mifehy ny fifidianana Hodinihin’ny parlemanta manomboka anio

Hanomboka anio ny fivoriana tsy ara-potoana eny anivon’ny antenimieram-pirenena, ka raha ny voafaritry ny lalàna dia tsy hihoatra ny 12 andro izany. Hifantoka betsaka amin’ny fandinihana ny tolo-dalàna momba ny fifidianana ny ny lahadinika, arahin’ny fandaniana izany.

Hamaky ny tohiny
FTT