Politique

Raharimanana Mamy Hampiasa ny politikan’ny Baiboly


  • Zoma 02 Martsa 2018

Hamerina ny hasin’ny maha olona fa tsy ny vahoaka Atoa Raharimanana Mamy, kandida hilatsaka hofidiana ho filoham-pirenena amin’ity taona 2018 ity.

 

Ny politikan’ny Baiboly no hampiasainy hahafahana manavotra an’i Madagasikara, araka ny tafa nifanaovany tamin’ny mpanao gazety. Mpino eo anivon’ny fiangonana Loterana tsotra ny lehilahy, manan-janaka telo sy zafikely roa ary manampahaizana manokana amin’ny informatika sady mpandinika ny fiarahamonina. Izy no angady nananana sy vy nahitana ny “developpement d’application” ary niasa tamina minisitera iray nikirakira izany am-polony taona maro. Nomarihiny manokana fa efa ela  ny lehilahy no nikasa ny hiresaka tamin’ireo filoha teo aloha sy ny ankehitriny ( 2006-2013)  mba hanavotra ny Malagasy amin’ny alalan’ilay fandaharan’asany manokana saingy tsy nety tanteraka mihitsy. Ankehitriny ny lehilahy efa vonona tanteraka, hatolotry ny antoko politika misy azy MAdagasikara Endrika VAovao na MAEVA.

 

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT