• Sabotsy 03 Martsa 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Mitady hidongy seza

Matahotra sy mihorohoro fatratra ny tsy ho lany intsony ny filoha Hery Rajaonarimampianina, ary azo antoka ny tsy hahatafaverenany amin’ny sezany intsony raha madio sy mangarahara ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2018
Politique.Mpitondra HVM Miantso ny Rosianina hitrandraka harena eto ?

Tonga tany Moscou Renivohitr’i Rosia omaly ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny delegasionina maromaro miara-dia aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2018
Politique.SeFaFi Tsy afa-po amin’ny fanomanana ny fifidianana

Toy ny fanaony isan-taona dia nampahafantatra ny tombana mikasika ny fanarahany maso ny fiainam-pirenena tamin’ny taona 2017 tetsy amin’ny toerana iray etsy Ambodivona omaly ny avy eo anivon’ny sehatra fanaraha-maso ny fiainam-pirenena na ny Sefafi.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2018
Politique.Antenimieram-pirenena Volavolan-dalàna telo no lany omaly

Depiote nanodidina ny 50 no tonga namonjy ny fivoriana nitambarambe omaly zoma 2 martsa 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Politique.Paikadim-panagiazan’ny HVM Miha mafy hatrany

Mbola mafana eo amin’ny tontolo politika eto Madagasikara amin’izao ny vaovao mikasika ilay lalàna fehizoro miisa 3 mikasika ny fifidianana nivoaka ny fiandohan’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Politique.Raharaham-panjakana Mifangaro tanteraka amin’ny raharahan’Antoko

Tena mifangaro voraka ny asan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin’ny maha filoha azy, ny hetsika ataon’ny HVM, ny an’ny vadin’ny filoha. Ampiasaina ny fanampiana isan-karazany sy ny sampandraharaham-panjakana mahaleotena ary toa karazan’ny baikoan’ny mpitondra ho amin’ny tombontsoany politika sy hitiavany azy.

Hamaky ny tohiny
FTT