• Alakamisy 22 Martsa 2018
Politique.Propagandy Manomboka tonga ny elikoptera

Niely ny resaka sy feo momba ny hoe fahitana angidim-by na “helicopère” mampiahiahy tany Ambatosenegaly, any amin’ny 30 km eo aorian’i Moramanga raha avy any Toamasina noho ny fihotsahan’ny tany ny alin’ny talata 20 martsa teo, nentina tamina kamio lava be iray niara-nihitsoka tamin’ny fiara rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Martsa 2018
Politique.Diplaomasia Nangoron’entana ny masoivoho Amerikanina

Hatairana ny nandrenesana fa handao an’i Madagasikara tsy ho ela ny Masoivoho Amerikanina Robert Yamate.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Martsa 2018
Politique.Antenimieram-pirenena Lalàna 5 tamin’ireo 12 tonga no nolanian’ireo depiote

Tao anatin’ny lanonana tsotra nanaovan’ny filohany Jean Max Rakotomandimby kabary fohy dia fohy omaly alarobia 21 martsa no namaranana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriana tsy ara-potoana faha-2 an’ity andrim-panjakana ity tamin’ity taona 2018 ity ka nanambarany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Martsa 2018
Politique.Ahiahy momba ny masoivoho Frantsay Nanazava ny lehiben’ny Antenimieram-pirenena

Nampiahiahy ny fisian’ny fiaran’ny masoivoho frantsay Véronique Vouland teny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza ny talata tolakandro teo nisian’ny raharaha mafana teny an-toerana momba ny resaka lalàm-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Martsa 2018
Politique.TIM, MAPAR, HVM Fanina ny sarambabem-bahoaka

Valalanina ny olom-pirenena eo anatrehan’ny zava-misy eo amin’ny sehatra politika. Gidragidra ny eny anivon’ny antenimieram-pirenena, saingy toa afaka mifandamina ihany ireo heverina ho mpifahavalo politika, toy ny TIM sy ny MAPAR, eny fa hatramin’ny HVM aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Martsa 2018
Politique.Depiote Randrianasolo Dera Nanatrika ny famaranana ny fivoriana tsy ara-potoana faha-2

Iray amin’ireo depiote Mapar 3 niaraka tamin’ny depioten’Ikongo, Razafintsiandraofa Brunel sy ny depioten’i Toamasina 2,

Hamaky ny tohiny
FTT