Politique

Depiote Randrianasolo Dera Nanatrika ny famaranana ny fivoriana tsy ara-potoana faha-2


  • Alakamisy 22 Martsa 2018

Iray amin’ireo depiote Mapar 3 niaraka tamin’ny depioten’Ikongo, Razafintsiandraofa Brunel sy ny depioten’i Toamasina 2,

 

Roilahy, nanatrika ny lanonam-pamaranana ny fivoriana tsy ara-potoana faharoa an’ny Antenimieram-pirenena tamin’ity taona 2018 ity izay nifarana omaly alarobia 21 martsa ny depioten’Antanifotsy, Randrianasolo Dera Louis Charles, ka nanambara fa noho ny fanajana ny lalàna velona sy ho fanajana ny rafi-panjakana misy azy no antony nanatrehany an’ity lanonana ity omaly ary noho ny nahimpony kosa no tsy nanatrehan’ireo depiote Mapar maro an’izany fa tsy hoe sanatria nisy baiko avy amin’iza na iza nirotsaka.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT