• Alakamisy 22 Martsa 2018
Politique.Fanomezana vola depiote teny Tsimbazaza Manalabaraka ny vahoaka nifidy anay izany, hoy ny depiote Ludovic

Matoa nangataka fanemorana ny fandaniana an’ireo volavolan-dalàna fehizoro 3 mikasika ny fifidianana ho amin’ny fivoriana tsy ara-potoana faha-3 amin’ity 2018 ity izahay,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Martsa 2018
Politique.Lalàna fehizorom-pifidianana 2018 Feno fanilikiliana hoy ny depiote Rasoanoromalala Horace

Nakarina tao amin’ny fivoriana nitambaramben’ny Antenimieram-pirenena teny Tsimbazaza ny talata 20 martsa teo ilay volavolan-dalàna fehizoro laharana 05/2018 mikasika ny lalàm-pifidiana hampiharina amin’ny taona 2018 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Martsa 2018
Politique.Fomba fiasan’ny depiote Alemana Mangarahara tsara, hoy ny Freedom

Nitatitra tamin’ny haino aman-jery ny dian’ny birao mpitantana ny antoko Freedom tany Alemaina sy Frantsa tetsy amin’ny Villa Pradon Antanimena omaly ireo delegasionin’ity antoko ity tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Martsa 2018
Politique.Mpanao politika Malagasy Mivelona amin’ny famadihana palitao

Isaky ny misy tolo-dalàna na volavolan-dalàna holaniana eny anivon’ny parlemantera dia tsy maintsy heno hatrany ny resaka malety tato anatin’ny 4 taona izay. Iny aloha efa tsy zava-baovao intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Martsa 2018
Politique.Dr Jules Andriamaholison “Ravao any io governemanta io”

Ravana io governemanta io satria izay no antoka voalohany hahazoana fifidianana madio, hoy ny Dr Jules Andriamaholison.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Martsa 2018
Politique.Didier Ratsiraka Hanao fanambarana goavana amin’ny sabotsy

Feno 42 taona katroka ny 16 martsa lasa teo ny Antoko Arema naorin’ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka. Ny 16 martsa 1976 mantsy no niorenan’ity antoko anisan’ny manana ny tanjany eto Madagasikara ity. Miarahaba ny filoha mpanorina,

Hamaky ny tohiny
FTT