• Zoma 23 Martsa 2018
Politique.Antenimieram-pirenena Hafana indray ny adihevitra manomboka anio

Ho vory lanona indray ny antenimieram-pirenena satria hiditra amin`ny fivoriana tsy ara-potoana fahatelo anio zoma 23 martsa araka ny fampiantsoana nataon’ny filan-kevitry ny minisitra omaly; ka handinika ireo volavolan-dalàna fehizoro 3 momba ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Politique.Fifidianana tsy tanteraka Hiteraka savorovoro marolafy

Fitondram-pankajana tena fetsy ity indray mitoraka ity. Nandritra ny fanokafana ny Seminera ifanakalozan'ny RECEF dia nilaza ny filoham-pirenena fa mbola mianatra demokrasia isika nandritra ny kabary lahateniny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Politique.Krizy miverimberina Ho gisitra ihany ny Malagasy ny farany

Mihamizotra mankany amin’ny krizy hatrany i Madagasikara. Ny eo tsy voavaha, ny hafa misosoka ihany. Ny krizy politika aterak’ity lalam-pifidianana ahemotra lava ity manginy fotsiny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Politique.Solombavambahoaka Efa tena leo sy kivy amin’izy ireo ny olom-pirenena

Efa tena leo sy kivy ny momba ireny solombavambahoaka ireny ny ankamaroan’ireo olom-pirenena eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Politique.Orlando Robimanana Tafiditra tamina raharaha kolikoly avo lenta

Voarohirohy tamin’ny raharaha kolikoly misy hidiran’i Claudine Razaimamonjy sy ny minisitry ny vola sy ny tetibola teo aloha Jean Razafindravonona ihany koa ny tale jeneralin’ny Tahirimbolam-panjakana teo aloha Orlando Robimanana noho ny resaka famoaham-bola mitentina 400 828 000 Ar nandoavana ny faktiora mitondra ny laharana 012/2014 sandan’ny fanavaozana fotodrafitrasan’ny INTP teny Antanetibe ny 05 janoary 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Politique.POLITIKA

Nanao fivoriambe voalohany teny amin’ny Toit de Tana Hotely Carlton Anosy omaly hariva ireo mpanao politika sy mivondro ao anatin’ny vovonana manohana ny filoha Hery Rajaonarimampianina.Nitarika ny fivoriana ny filohan’ny antenimieran-doholona sady filoha nasionalin’ny HVM Rivo Rakotovao,

Hamaky ny tohiny
FTT