- Sabotsy 24 Martsa 2018
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Hijabaka ihany koa i Saraha Rabeharisoa
Tapaka nandritra ny famaranana ny kongresy voalohan’ny antoko P.L.D (Paika sy Lamina ho an`ny Daholobe) fa hanolotra an-dRamatoa Saraha Rabeharisoa ho kandida filoham-pirenena. Hametraka fanamby goavana hametrahana indray ny Liberal Democrate ho tombontsoan`ny Malagasy ny PLD.
Hamaky ny tohiny