- Alarobia 21 Martsa 2018
Politique.Dr Jules Andriamaholison “Ravao any io governemanta io”
Ravana io governemanta io satria izay no antoka voalohany hahazoana fifidianana madio, hoy ny Dr Jules Andriamaholison.
Hamaky ny tohinyRavana io governemanta io satria izay no antoka voalohany hahazoana fifidianana madio, hoy ny Dr Jules Andriamaholison.
Hamaky ny tohinyFeno 42 taona katroka ny 16 martsa lasa teo ny Antoko Arema naorin’ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka. Ny 16 martsa 1976 mantsy no niorenan’ity antoko anisan’ny manana ny tanjany eto Madagasikara ity. Miarahaba ny filoha mpanorina,
Hamaky ny tohinyTranga iray miseho amin’ny fokontany iray eny Antehiroka, distrika Ambohidratrimo dia miverina hariva ny mpianatra amin’ny sekoly ambaratonga fototra ao, rehefa talata sy alakamisy.
Hamaky ny tohinyAndinin-dalàna 87 tamin'ireo 247 voasoratra tao anatin’ilay volavolan-dalàna no nasiam-panovana ka ny 50 nahitsy ary ny 37 nofoanana. Raha tamin’ny 10 ora maraina ny fotoana nomena tamin’ny voalohany dia tamin’ny 12 ora sy sasany vao nanomboka ny fotoana omaly teny Tsimbazaza;
Hamaky ny tohinyTamin’ny 10 ora maraina no fotoana nomena an’ireo depiote fa hirosoana amin’ny fandinihana an’ilay volavolan-dalàna fehizoro 05/2018 mikasika ny lalàm-pifidianana 2018 ao anatin’ny fivoriana nitambaram-be omaly talata 20 martsa 2018.
Hamaky ny tohinyIsaky ny misy zavatra hatao, toy ny fandaniana volavolan-dalàna lehibe iankinan’ny aim-pirenena eny amin’ny antenimiera Tsimbazaza, dia tsy miala ao ny resaka fanambazana ara-bola.
Hamaky ny tohiny