• Talata 03 Aprily 2018
Politique.Vahaolana ara-toekarena hanavotana ny firenena Misy manakana any ho any

Manana mpahay toekarena maro ny Malagasy kanefa dia tsy tafarina fa mikatso tanteraka ny toekaren’i Madagasikara. Maro ny fanehoan-kevitra nivoaka nataon’ny mpahay toekarena nandritra iny fihaonambe nasionaly ara-toekarena andiany voalohany izay natao tetsy amin’ny Carlton iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aprily 2018
Politique.Depiote HVM Natao “Résidence surveillée ” teny Ivato

Mampanontany tena ny maro ny tena antony nanatanterahana fivoriana mihiboka an-trano teny amin’ny hotely lehibe kintana 5 Le Paon d’Or Antanetibe Ivato ho an’ireo depiote mpomba ny fitondrana HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Politique.Vahoaka Malagasy Tratran’ny fampiesonana faobe

Tsy mety manaiky ho resy na hilavo lefona mora foana Rajaonarimampianina sy ny ekipany na efa manangasanga izao aza ny firodanana. Mandeha ny fampiesonana manara-penitra amin’ny alalan’ny vina « Fisandratana 2030 ».

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Politique.Fifidianana 2018 Miandry fahagagana ny Malagasy

Eo anelanelan’ny 24 novambra sy 24 desambra no hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena eto amintsika, raha ny voafaritry ny lalàmpanorenana. 8 volana eo izany sisa hananantsika amin’ny fikarakarana sy fandaminana ny zava-drehetra satria ny 15 aprily izao no tokony hikatona tanteraka ny lisi-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Politique.Andry Rajoelina Voan’ny NOTAM

Ny olona tsy matanjaka sy milaza fa manana ny heriny kanefa tsy manana izany akory, dia miezaka mampiasa ny lalàna sy mpitandro ny filaminana, hoy i Andry Rajoelina,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Politique.Fandinihana ny lalàna hifehy ny fifidianana Mandany volam-panjakana kanefa hampikorontana avy eo

Nikaon-doha nandritra ny telo andro momba ny volavolan-dalana fehizoro hifehy ny fifidianana teny amin’ny hotely le Paon d’Or Maibahoaka Ivato ireo depiote mpomba ny fitondrana HVM.Fihetsika sy fomba fiasa nanaitra ihany hoe ao anatin’ny fivoriana tsy ara-potoana mbola tsy tapitra ve no mifampitaona any amina hotely ny olom-boafidy, fa hoe mivory hono.

Hamaky ny tohiny
FTT