• Zoma 30 Martsa 2018
Politique.ANTOKO AREMA

Tsy nanadino ny fanamarihana ny tolom-pahafahana tamin’ny 1947 ny avy amin’ny antoko Arema omaly 29 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Martsa 2018
Politique.Rajoelina ao Mahajanga Ho gidragidra anio …

Ho avy any Mahajanga ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina anio hiatrika ny fitokanana lalana nataon’ny kaominina, araka ny fanasana nataon’ny Ben’ny tanàna Mokhtar Salim Andriantomanga sy ny mpiara-miasa aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Martsa 2018
Politique.Kajikajy politika Lehiben’ny distrika 11 no indray nesorina

Lehiben’ny distrika miisa 11 no indray nesorina nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 28 martsa teo, dia ny tao Ambilobe,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Martsa 2018
Politique.Difotry ny adim-piainana Tsy dia fantatry ny olona ny Tolom-panafahana 1947

Tsy dia fantatry ny olona loatra amin’ny ankapobeny, indrindra fa ny tanora ny tantara fonosin’ny datin’ny 29 martsa 1947, izay notsaroana omaly, nisian’ny tolom-panafahana namoizan’ireo Malagasy maro ny ainy mihitsy, mba hiverenan’ny fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Martsa 2018
Politique.Orlando Raobimanana “Tsy manana dosie maloto aho ! “

“Endrikendrika sy fanosoram-potaka” fotsiny ireo vaovao niparitaka an-gazety sy tamin'ny haino aman-jery mahakasika ahy, hoy ny Tale jeneralin’ny Tahirimbolam-panjakana teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Martsa 2018
Politique.Kaominin’i Mahitsy PDS izao no resaka

Nidina an-dalambe, nanery ny Ben’ny tanàna Andriambololona Rakotovao hanome fanazavana sy hanafoana ny tetika saika hivarotany ny kianja ara-panatanjahantena Mahitsy RN4 ny fokonolona ny alarobia 28 martsa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT