- Alarobia 04 Aprily 2018
Politique.Lalàna mifehy ny fifidianana Lany tao anatin’ny kolikoly sy ny savorovoro
Lany tao anatin’ny kolikoly sy ny savorovoro ny volavolan-dalàna fehizoro momba ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyLany tao anatin’ny kolikoly sy ny savorovoro ny volavolan-dalàna fehizoro momba ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyRaikitra tokoa, araka ny efa nanampoizana azy, ny savorovoro teny amin’ny antenimieram-pirenena manoloana ny fikasan’ny fitondram-panjakana handany amboletra ireo tolo-dalàna mikasika ny fifidianana notontosaina teny Tsimbazaza omaly.
Hamaky ny tohinyHarofanina ho an’ireo mpanao politika Malagasy no nandanianay depiote 79 mpomba ny fitondrana an’ireo volavolan-dalàna fehizoro niisa 3 mikasika ny fifidianana hotanterahina eto amintsika amin’ity 2018 ity omaly talata 3 aprily, hoy ny depiote Randrianasolo Nicolas,
Hamaky ny tohinyMahalasa saina sy mampieritreritra ny fihetsiky ny mpitondra HVM tarihin-dRajaonarimampianina sy i Andry Rajoelina amin’izao fotoana. Rehefa dinihina sy halalinina mantsy, dia karazan’ny manao sarin’ady ihany. Toa mody mifanenjika sy mifanaratsy, saingy maivana sy tsy misy fiantraikany firy raha ampitahaina amin’ny ankasoparana atao amin’i Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyTsy misy herijika intsony ny Malagasy fa miaina ao anaty fahasahiranana tanteraka, antony andehanana amin’ny fifidianana izay kihon-dalana stratejika ho an’ny firenena amin’ity taona ity.
Hamaky ny tohinyHiverina eny amin’ny antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza indray manomboka anio ny mason’ny mpanara-baovao taorian’izay fiatoana lavalava izay.
Hamaky ny tohiny