• Alarobia 28 Martsa 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Nivadika ho olona hafa mihitsy

8 taona lasa izay, raha ny voalazan’ireo olona nifanerasera tamin’ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, tamin’ny fotoan’androny dia olona tso-piaina, nahay nifandray aman’olona, nivavaka sy tena natahotra an’Andriamanitra ny lehilahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2018
Politique.Sarina depiote miboridana niparitaka Afa-baraka ny antenimieram-pirenena

Afa-baraka tanteraka ny solombavambahoaka vehivavy iray mitondra ny anarana RR, efa somary nalazalaza tamina toe-javatra nafana teny Tsimbazaza vao tsy ela akory izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2018
Politique.Vovonan’ny mpanao politika Mitaky fanovana lalàmpanorenana

Fifanandrifian-javatra ve sa nifanarahana fa nanomboka niverina nipoitra naneho hevitra tetsy Antaninarenina indray ireo vovonana politika ela tsy heno omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2018
Politique.Vovonan’ny mpanao politika Mitaky fanovana lalàmpanorenana

Fifanandrifian-javatra ve sa nifanarahana fa nanomboka niverina nipoitra naneho hevitra tetsy Antaninarenina indray ireo vovonana politika ela tsy heno omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2018
Politique.Herivelona Ramanantsoa « Candidat naturel » an’ny AREMA ny filoha mpanorina azy

Tamin’ny alalan’ny resadresaka fohy nifanaovan’ny Tia Tanindrazana taminy no nilazan’Atoa Herivelona Ramanantsoa, minisitry ny fanajariana ny tany sy ny tanàn-dehibe tamin’ny Repoblika faharoa ary mpikambana ao amin’ny Comité Exécutif ny antoko Arema ankehitriny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Martsa 2018
Politique.Rajoelina sy Ravalo Tsy hipetra-potsiny

Mihazakazaka ny toe-draharaha politika ankehitriny, ka tsy mipetra-potsiny ireo sokajiana ho mpanao politika goavana. Niditra an-tsehatra nanao serasera i Andry Rajoelina manoloana ny volavolan-dalàna fehizoro momba ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT