• Alakamisy 05 Aprily 2018
Politique.Mpanao politika tsy ho tafaverina amin’ny fitondrana Mihazakazaka mangoron-karena sisa

Miasa mafy ny ekipan’ny filoha ankehitriny amin’ny fitadiavana ny hevitra sy lalana ambanin’ny tany hifikirana amin’ny fahefana miaraka amin-dRajaonarimampianina. Tena mitolona mba hamotsy ny efa mainty mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aprily 2018
Politique.Depiote Malagasy Malaza amin’ny fivarotan-tena

Mivaro-tena no kisary an-tsaina hitan’ny rehetra raha mijery ny rivotra sy ny tontolo iainan’ireo depiote eny Tsimbazaza tao anatin’izay fivoriana in-3 miantoana tao anatin’ny 1 volana latsaka kely izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aprily 2018
Politique.Fifidianana 2018 Zarina kitoatoa ny Malagasy

Zarina kitoatoa indray, tahaka izay nitranga tamin’ny fandaniana ny lalàmpanorenan’ny repoblika faha-4 ny Malagasy, raha ny zava-misy niseho niharihary teo anivon’ireo andrim-panjakana maro teto amin’ny firenena tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aprily 2018
Politique.Potika ny toekarena sy ny toetsaina Ady mafy ny an’ny mpitondra manaraka eo

Efatra taona nampietry ny firenena ny fanjakana HVM tarihin-dRajaonarimampianina amin’izao fotoana. Niha nitotongana sy nijotso hatrany ny toekarem-pirenena, simba tanteraka ny fomba fisainan’ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aprily 2018
Politique.Antenimieram-pirenena Raikitra indray ny fivoriana tsy ara-potoana faha-4

Araka ny fanapahan-kevitra noraisin’ny filankevitry ny governemanta avy amin’ny tolo-kevitra naroson’ny praiminisitra Mahafaly Olivier omaly marainan’ny alarobia 4 martsa 2018 dia antsoina hiatrika fivoriana tsy ara-potoana andiany faha-4

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aprily 2018
Politique.TIM- MAPAR-TSY MIANKINA “Ravao ny Antenimieram-pirenena”

Raha mbola avy nandany an’ilay volavolan-dalàna mikasika ny ZES sy nanatrika ny lanonana famaranana ny fivoriana tsy ara-potoana faha-3 tao an’efitrano fivorian’ny Antenimieram-pirenena omaly takariva ireo depiote niisa 79 nandany ihany koa an’ireo volavolan-dalàna fehizoro 3

Hamaky ny tohiny
FTT