• Zoma 06 Aprily 2018
Politique.Adalan’ny fitondrana HVM Toherin’ny TIM,MAPAR,MMM hatramin’ny farany

Tontosa ny fanateran’ny solombavambahoaka TIM, MAPAR, MMM, ary ny tsy miankina miisa 73 teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC ny taratasy fitoriana na “Lettre de resèrve” hanoherana ny fomba fandaniana ny lalàna fehizoro miisa 3, niampy ny mikasika ny faritra ara-toekarena manokana na ny ZES izay tsy tafidira tao anatin’ny fandaharam-potoana akory,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aprily 2018
Politique.Academie des Partis Politiques Hametrahana ny tena demokrasia marina

Tafatsangana eto amintsika ny « Academie des partis politiques ». Nampahafantarina tamim-pomba ofisialy tetsy amin’ny hotel Colbert omaly ny fisiany ka ny tanjona dia hahafahana mametraka marina ny demokrasia eto amin’ny tany sy ny firenena amin’ny alalan’ny fanaovana politika madio sy mangarahara. Saika tanora avokoa no mivondrona eo anivon’ny ADP

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aprily 2018
Politique.Volabe mety nahavitana fifidianana Lanilany foana nanaovana kolikoly

Mitalaho sy sasatry ny mitangirika vola any ivelany ny fanjakana sy ny firenena Malagasy hanatanterahana fifidianana. Sesilany ny fandresen-dahatra ary hatao fitaovana ny hoe mitady vola sy mpiara-miombon’antoka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aprily 2018
Politique.Raharaham-pirenena Misoko miadana ny tetezamita vaovao ?

Heverina fa samy miandrandra ny fifidianana ny Malagasy mba tsy hiditra ao anaty krizy vaovao. Lalàna ahafahan’ny fahamarinana milatsaka sy ahafahan’ny ara-dalàna miasa no andrasan’ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aprily 2018
Politique.Rajaonarimampianina Vita tanteraka ny aminy…

Tsy takona hafenina intsony, fa ambany dia ambany ny taham-pankafizan’ny vahoaka ny filoha ankehitriny Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aprily 2018
Politique.Horonan-tsary manala baraka sy resaka Bianco Hamaly bontana ny depiote HVM

Mitohy ny gidragidra eo amin’ny depiote mpanohana ny fitondrana nampandany ilay lalàna mifehy ny fifidianana ankilany, ary ireo nanohitra izany andaniny.

Hamaky ny tohiny
FTT