- Sabotsy 07 Aprily 2018
Politique.JAONA ELITE
Nandeha ny feo omaly fa nisy namono teo Ampefiloha ny solombavambahoaka Jaona Elite.
Hamaky ny tohinyNandeha ny feo omaly fa nisy namono teo Ampefiloha ny solombavambahoaka Jaona Elite.
Hamaky ny tohinyTontosa ny fanateran’ny solombavambahoaka TIM, MAPAR, MMM, ary ny tsy miankina miisa 73 teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC ny taratasy fitoriana na “Lettre de resèrve”
Hamaky ny tohinyEto Madagasikara amin’izao fotoana ny delegasionin’ny vondrona SADC tarihan’Atoa Manuel Domingos Augusto, minisitry ny raharaha ivelany avy any Angola. Manao tomban’ezaky ny toe-draharaha politika eto an-toerana sy ny fiomanana amin’ny fifidianana izy ireo.
Hamaky ny tohinySamy nanambara ny fahavalalaninany manoloana ny toe-draharaha politika vokatr’ilay lalàm-pifidianana nolaniana an-keriny teny amin’ny antenimieram-pirenena farany teo avokoa ireo mpitarika antoko politika avy amin’ny hery an-kavia izay manohitra ny fitondrana ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMisesisesy ity ny fanambaram-pirotsahan’ireo maniry ny ho kandida filoham-pirenena rehetra amin’ity taona ity. Nanao izany koa omaly ny filoha nasionalin’ny antoko MAdagasikara FIvoarana (MAFI), ny Dr Rolland Jules Etienne, rehefa nampijoro ity antoko ity,
Hamaky ny tohinyMampiahiahy ny serasera ataon’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin’izao fotoana. Ezahina haseho sy habaribary ny fanehoan-kery sy ny fianteherany mafy amin’ny tafika.
Hamaky ny tohiny