- Alakamisy 19 Aprily 2018
Politique.Fampandaniana ny lalàm-pifidianana Mivoaka hatrany ny porofon’ny hevi-petsy
Sarotra ny hino fa tsy niniana ho atao mihitsy izay handaniana lalàm-pifidianana kitoatoa tamin’ity indray maka ity raha mihaino ireo fanehoan-kevitra marolafin’ny mpitondra sy mpanara-dia ny antoko Hery vaovaon’i Madagasikara.
Hamaky ny tohiny
