- Alatsinainy 16 Aprily 2018
Politique.Hetsiky ny depiote tany Toamasina Nirefotra ny grenady
Hentitra ny baiko azon’ireo mpitandro ny filaminana teto Toamasina ny sabotsy teo, fa tsy azo tanterahina ny tatitra saika nataon’ireo depiote mpanohitra ny fitondrana noho ny tsy fisian’ny fangatahana ara-dalàna amin’ny famoriam-bahoaka, sy noho ny hetsika mety hanohintohina ny filaminam-bahoaka.Saingy tamin’ny 03 ora tolakandro dia tonga hatrany ireto depiote mpanohitra nahitana An-dRamatoa sy Andriamatoa isany Irma
Hamaky ny tohiny
