- Sabotsy 21 Aprily 2018
Politique.Fitondrana HVM Mila mametra-pialana, hoy ny Seces
Tsy mahefa intsony hanatanteraka ny zo sy hasin’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra ny fitondram-panjakana ankehitriny, raha ny fanambarana an-gazety nataon’ny SECES, sampan Antananarivo.
Hamaky ny tohiny