• Zoma 20 Aprily 2018
Politique.Depiote mpanohitra Nihaona tamin’ny Amerikanina sy Frantsay

Mandeha ny rahom-bava avy amin’ny fitondram-panjakana momba ny hanakanana ny famoriam-bahoaka hataon’ny depiote TIM, MAPAR, MMM, aryny tsy miankina hanao tatitra amin’ny vahoaka eny anoloan’ny Lapan’ny Tanàna Analakely rahampitso sabotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aprily 2018
Politique.Ravalomanana sy Rajoelina Hany mbola misongadina

Ny filohan’ny antoko Tiako i Madagasikara, Marc Ravalomanana, izay efa nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena sy ny filoha nasionalin’ny vondrona politika MAPAR, Andry Rajoelina, hatreto no hita hany mbola misongadina amin’ny fihetsiketsehana maneho ny fahavononany hiatrika fifidianana na dia mbola tsy nanambara ny filatsahany aza moa itsy farany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aprily 2018
Politique.Miaramila misotro ronono Tsy maintsy hanohana kandida

Efa 10 taona mahery izao no nitakian’ireo miaramila misotro ronono ny zo tokony nisitrahany nanomboka ny tetezamita no nankaty, raha ny fanazavan’ny filoha nasionalin’ny fikambanan’izy ireo, Jean Solo Randrianasimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aprily 2018
Politique.Mpanao politika Malagasy Donton’ny fitiavan-tseza

Tsy azo iadian-kevitra, fa ny mpanao politika no tena mpamotika ity firenentsika ity. Ny vahoaka etsy andaniny, toa nohabadoina sy nampahantraina hatrany, ka tsy mahalala izay tokony hataony intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aprily 2018
Politique.Vondron’ny fikambanan’olon-tsotra Tsy ekena intsony ny korontana eto amin’ny firenena

Hatahoran’ny vondrona mpomba ny fitondrana HVM hivadika korontana eto amin’ny firenena indray ny fikasan’ireo depiote 11 eto Iarivo hotronin’ireo namany avy any amin’ny Faritra hafa mivondrona ao amin’ny solombavambahoaka mpanohitra eny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aprily 2018
Politique.Pr Raymond Ranjeva “Aoka izay ny rà latsaka”

Ny rako... ho fanavotana ny tanindrazako, hoy Ramose Lucien Botovasoan, ao amin’ny boky iray nosoratan’i R.P. Louis Deguise.

Hamaky ny tohiny
FTT