- Talata 17 Aprily 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tsara raha tsy kandida intsony…
Nitondra ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny filohan`ny Antoko Maitso, Atoa Alexandre Georget. Nambaran`ny filohany fa ``tsy mandeha amin`izay laonina ny raharaham-pirenena ary hita mivandrandra ny kolikoly sy ny jadona.``
Hamaky ny tohiny
