• Zoma 04 Mey 2018
Politique.Hetsika ho an`ny fanovana Efa misy sori-dalana aorian`ny fametraham-pialan`ny filoha

Nivondrona tao anatin`ny vovonan`ny hetsika ho an`ny fanovana ny mpanao politika maromaro mankato ny hetsiky ny solombavambahoaka miisa 73 eny amin`ny kianja 13 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Ireo mety ho antony tsy hialany…

Raha miala ao anatin’izao vanim-potoana mafana izao ny filoham-pirenena, dia banga 4 volana ny fe-potoam-piasany satria tsy maintsy miala 30 ka hatramin’ny 60 andro mialoha raha mbola ho kandida raha amin’ny volana novambra ny fihodinana voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2018
Politique.Fanarenana ny firenena Mila olom-baovao mihitsy ve ?

Raha ny zavatra miseho ankehitriny dia mirona kokoa any amin’ny fananganana governemanta iraisana sy eken’ny rehetra no lalana hamahana ny olana ara-politika sy hisorohana ny krizy lavareny hamotika ny toekarem-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2018
Politique.Ralainirina Marcel “Ny fialan’ny filoham-pirenena no vahaolana”

Tsy mitsahatra mitombo an’isa andro aman’alina ankehitriny ny fanehoan-kevitra entin’ny olom-pirenena samihafa manoloana ny trangan-javatra misy eo amin’ny firenena ankehitriny ka iray amin’ireny Atoa Ralainirina Marcel filoha nasiolalin’ny “Legaliste de Madagascar”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2018
Politique.Depiote ho an’ny fanovana “Tsy matahotra fisamborana izahay”

Nitanjozotra namonjy ny minisiteran’ny rano sy ny angovo ary ny solika, minisiteran’ny tontolo iainana, minisiteran’ny vola, minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra, minisiteran’ny mponina, ny teny amin’ny Jirama naka ireo mpiasa izay resy lahatra amin’ny tolona ireo solombavambahoaka ho an’ny fanovana sy ny mpanara-dia azy ireo maro be narahana fiara sy sorabaventy isan-karazany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2018
Politique.Praiminisitra Solonandrasana Mety hatao sorona

Miha malemy ny mpitondra ary miha tsy voafehy ny toe-draharaham-pirenena. Marina miharihary tsy azo lavina io.

Hamaky ny tohiny
FTT