• Alakamisy 03 Mey 2018
Politique.Krizy politika Mampitandrina ny foloalindahy

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena, dia nanao fanambarana teny Betongolo, omaly, ny lehiben’ny mpitandro ny filaminana notarihin’ny minisitry ny fiarovam-pirenena Jeneraly Rasolofonirina Béni Xavier,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2018
Politique.Masoivohon’i Afrika Atsimo “Raharahan`ny samy Malagasy io”

Manohana ny ezaka rehetra atao mitondra mankany amin’ny filaminana sy fandriampahalemana i Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2018
Politique.Vahoakan’ny Faritanin’i Toliara Mitaky ny fametraham-pialan’ny filoham-pirenena

Ny vahoaka any amin’ny Faritanin’i Toliara dia ny any Atsimo Andrefana, Menabe, Androy, Anosy dia efa samy namoaka ny ambatombolamenany hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Ireo mety ho antony tsy hialany…

Miha mahazo hery hatrany ny hetsi-panoherana satria vitan’ireo avy amin’ny depioten’ny fanovana ny mampikatso ny minisitera sy sampandraharaha isan-karazany eto amin’ny firenena. Voatariny ny ampahany betsaka amin’ny mpiasam-panjakana. Ireo ain’ny firenena, toy ny ladoany aza efa manomboka mikatso.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2018
Politique.Antoko politika AKATA “Tsy azo ekena intsony ny fitondrana tetezamita”

Nivoaka tamin’ny fahanginany ihany koa ny antoko politika AKATA Zana-drazana omaly manoloana ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2018
Politique.Fikambanan’ny zanak’i Mahajanga Nankasitraka ny FFKM sy ny FFM

Na dia tsy manao politika aza ny FIkambanan’ny ZAnaky ny faritanin’i MAhajanga MItambatra (FIZAMAMI) dia tsy afaka ny hangina amin’ny maha olom-pirenena azy, hoy ny filohan’ny fikambanana, Bary Emmanuel Rafatrolaza, omaly tetsy amin’ny Live hotel Andavamamba.

Hamaky ny tohiny
FTT