• Alatsinainy 07 Mey 2018
Politique.Feon’ny fieritreretan’ny HCC Mpandresy, hoy ny Ankata

Dila ny 48 ora nampahiratana ny jamba sy nampandrenesana ny marenina ary nampitenenana ny moana, hoy ny filohan’ny fikambanana Ankata, Brice Christopher Rabehavana, tetsy Ankadifotsy ny zoma teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Mey 2018
Politique.Vahoakan’i Toliara sy ny Tokobetelo Miala i Hery Rajaonarimampianina sy Mahafaly Olivier

Ireo raiamandreny ao amin’ny fikambanana Tokobetelo sy ny vahoakan’i Toliara soloin’Atoa Sazalahy Tsianihy tena tonga eto Antananarivo dia misaotra ny raiamandreny H.C.C nampandresy ny fahamarinana sy ny ara-dalàna izay voasoratra sy voalaza ao amin’ny lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
Politique.Miha mahery vaika ny tolona Faharavan’ny fitondrana no fetra

Fandresena lehibe iray ho an’ny tolon’ny depioten’ny fanovana sy ny vahoaka ny nandavan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny volavolan-dalàna fehizoro momba ny fifidianana noho ny teboka marobe tsy mifanaraka amin’ny lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
Politique.Jean Max Rakotomamonjy Manaiky fandravana governemanta sy antenimiera

Raha ny fandravana ny antenimieram-pirenena na ny governemanta no vahaolana amin'izao olona eto Madagasikara izao dia ekeny ny firosoana amin'izany, raha ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Jean Max Rakotomamonjy taorian’ny fihaonany tamin’ny FFKM teny Tsimbazaza omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
Politique.Be galona manao politika Mamotika ny mpitandro ny filaminana

Voizina foana ny hoe tsy manao politika ny mpitandro ny filaminana saingy toa mandiso tanteraka izany ny zava-misy raha dinihina amin’ny miseho ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
Politique.Antoko Maitso Ny fialan-dRajaonarimampianina ihany no vahaolana

Nanamafy ny antoko Maitso, tarihin’ny filoha nasionaliny Georget Alexandre omaly fa ny fialan’ny filoha Hery Rajaonarimampianina ihany no vahaolana eto amin’ny firenena ialana amin’ny krizy.

Hamaky ny tohiny
FTT