• Sabotsy 05 Mey 2018
Politique.Voahangy Rajaonarimampianina Poizina ho an’ny fitondrana ?

Tsy fantatra intsony izay misy an’i Voahangy Rajaonarimampianina, vadin’ny filoha amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
Politique.Mpiasan’ny fiadidiana ny repoblika sy primatiora Hany sisa tsy mitokona

Taorian’ny fanambaran’ny fianakaviamben’ny foloalindahy ny 23 aprily teo fa tsy handray baiko hitondra any amin’ny fandatsahan-dra ny mpiray tanindrazana intsony dia nitohivakana ny fiandrasan’ireo mpiasan’ny minisitera sy andrim-panjakana isan-karazany ny fakan’ireo mpitolon’ny 13 mey azy teny amin’ny fiasanany tsirairay avy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
Politique.Mpanelanelana iraisam-pirenena Tsy te ho tompon’andraikitra intsony ?

Somary mangina ny mpanelanelana iraisam-pirenena raha oharina tamin’ny krizy 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
Politique.Rafanomezantsoa Jean Nirina Kandida filoham-pirenena

Hilatsaka hofidiana ho filoham-pirenena ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina. Betsaka ireo antony manosika azy hanao izany, raha ny fanazavany omaly tetsy Anosizato.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
Politique.Mpanara-dia ny HVM Lany andro amin’ny fanaratsiana

Any anaty tambajotran-tserasera sisa no ahitana ny fanehoan-kevitr’ireo mpanara-dia ny antokon’ny fitondrana na ny Hery vaovao ho an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2018
Politique.Lalàm-pifidianana kitoatoa Tsy nankatoavin’ny HCC

Namoaka ny heviny 15 andro taty aorian’ny nandraisany ny lalàna fehizoro laharana 2018-008 momba ny fitantanana ankapobeny ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi-bahoaka eto Madagasikara omaly ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC).

Hamaky ny tohiny
FTT